Nanorina azy tamin’ny taona 1967 i Mgr Albert Joseph TSIAHOANA arsevekan’Antseranana ; aingam-panahy noraisiny avy amin’ny firohotana JOC na TAK izay naorin’i Kardinaly Joseph CARDJIN tany Belgique tamin’ny taona 1912.
Nahazo fankatoavana tamin’ny fivondronam-ben’ny Eveka eto Madagasikara tamin’ny taona 1971.
« Ampianaro ny zaza ny lalana tokony halehany » Ohabolana 22,6
« Avelao ny zaza hanatona ahy » Marka 10,14 .
zava-misy iainan’ny olona (trangam-pianana misy eo amin’ny manodidina) no iaingan’ny fanabeazana
fanabeazana ny ankizy 3 taona – 16 taona
Diosezy |
xx |
Fitambarany |
11.387 |
Assistant ecclésiastique | Père TOTOZAFY Jean Louis | 034 38 765 48 |
Président national | RAHARISOA Nivo Thérèse | 032 04 383 20 |
BE Clovis | 034 45 876 63 |