IRAY AINA

Firohotan'ny mpiasa kristianina IRAY AINA

Lot IVS 48 Antanimena A CS - ANTANANARIVO - MADAGASIKARATél: 034 xx xxx xx Mail : :mtcirayaina.siege@yahoo.com

Tantara

Tany Frantsa, ny Kardinaly Joseph Cardin fony izy mbola Pretra tamin’ny btaona 1912 ; raha nandinika ny fiainan’ireo tanora lahy sy vavy mpiasan’ny orin’asa mpitrandraka  harena an-kibon’ny tany ; izay tsy manana fotoana handinihina ny fiainam-panahiny akory dia nanokana ny fiainanany nikarakara azy ireo ka namorona ny fikambanana atao hoe JOC (Jeunesse Ouvrière Chrétienne).
Teto Madagasikara, Mgr TSIAHOANA Albert fony izy mbola Pretra  niaraka tamin’ny Pretra vitsivitsy dia namondrona ny tanora mpiasa tao Antseranana niaraka tamin’Atoa RANJATOSON Ignace. Nijoro tao Antseranana ny TAK ( Tanora an’Asa Kristianina). Tamin’ny taona 1966 dia nosarahina ny lehibe sy ny tanora.

Nijoro ny firohotana Iray Aina tamin’ny taona 1969 ary nahazo fankatoavan’ny Eveka tamin’ny taona 1977.


Tanjona sy firotsahana

fikambanana tsy manavaka finoana. Mandinika ny fiainan’ny vahoaka madinika ary mitady vaha-olana mba ahazoana fiainana tsara sy milamina araka ny nnaharian’Andriamanitra ny olombelona

Olomasina mpiaro Md Joseph Mpiasa.

Diosezy

xx

Fitambarany

1389


Mpiandraikitra nasionaly

Assistant ecclésiastique Père TOTOZAFY Jean Louis 034 38 765 48
Président national ANDRIANTSOA Marcellin 032 63 555 36
marcelinandriantsoa@gmail.com
  RAHARISOA Claudette Marie 034 04 080 83
raharisoaclaudette@gmail.com