Iraka
Manara-maso, mandrindra ary mandamina ny hetsika sy ny asan'ireo vondrona rehetra izay eo ambany fiandraiketany, mba hahafahan'izy ireo mamaly ireo filana ilaina amin'ny fanabeazana ny ankohonana mba fampiroboroboana ny lanjan'ny fianakaviana sy ny fiainana, araka ny fampianaran’ny Baiboly sy ny fotopampianaran'ny Ekar.
Rafitra
Mampivondrona eo ambany fiahiany ireo fikambanana rehetra ao amin'ny Fiangonana izay miasa amin'ny fampiroboroboana ny fiainam-pianakaviana
Président |
||
SE Monseigneur SARO Rosario Vella | Evêché Moramanga BP 24 – 514 Tel 56 820 39 |
|
Secrétaire Général |
||
RP Jean Ferdinand RAKOTOARISOA | ferdinasoa@gmail.com 034 10 980 12 |
Evêché Antsirabe BP 100 – 110 Tel 44 480 05 |
Coordonnateurs nationaux |
||
Le couple : Jean Gualbert RAVONJISON (FTK) | Cité des 67 ha lot 625 Antananarivo - 101 |
|
Le couple Moïse RAKOTOMAVO (FiFaKri) | moroly_mauh@yahoo.fr 034 76 121 97 |
Talatan’ny Volonondry |
Le couple Nantenaina RAZAFINDRADAMA (MaMi) | rmasyalinoro@gmail.com 034 76 121 97 |
Anjohy - Andohalo |