FIFAKRI Fiomanana amin’ny Fanambadiana Kristianina |
![]() |
Mpandrindra nasionaly
Aumônier national : |
RP RANDRIANARIVELO Jean Claude Tél +261 34 05 102 23 narivelo@yahoo.com |
Couple président : |
Victor et Tsoa RATOVOHARISON Tél : +261 34 51 706 29 victortsoa@gmail.com |
Mpikambana
Mpivady katôlika vita mariazy.
Daty
1979 | niforona |
1994 | Nitsangana ny rafitra nasionaly |
Asa
Manomana akaiky ny mpifamofo hiroso amin’ny fanambadiana kristianina ; manomana lavitrezaka ny tanora hiatrika ny fiainana.
Miainga amin’ny Tenin’Andriamanitra, ny Lovan-tsofina, ny fampianaran’ny Fiangonana araka ny voasoritra ao amin’ny Vatican II, ny hafatry ny Papa notsongaina avy tao amin’ny "Familiaris consortio", ireo taratasy ansiklika sy ireo novokarin’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara, ... no fototra iorenan’io vaomieran’asa io.