F.T.M.T.K

Fivondronan’ny Tanora Malagasy Tantsaha Katolika

FTMTK Ambohimena Antsirabe BP 270

Tél: 034 xx xxx xx Mail: xxxxxxxxx@xx.xxx

Tantara

MIJARC (Mouvement International de la Jeunesse Agricole et Rural Catholique). Fikambanana niorina tamin’ny 10 Oktobra 1954 ka any Louvain Belgique no misy ny foibeny eran-tany ; izay naorin’i Père CARDUN Joseph. Ny fikambanana dia natokana ho an’ny tanora tantsaha

Teto Madagasikara dia Père Alfred Emile RAKOTOZAFY sy Atoa Gervais RAJERSON no nanorina azy tamin’ny 13 Oktobra 1965 ka nantsoina hoe : FTMTK Fikambanan’ny Tanora Malagasy Tantsaha Katolika. Ankehitriny dia efa misy ny sampana faharoa diaz ho an’ny olon-dehibe : Fikambaan’ny ray aman’dreny Malagfasy Tantsaha Katolika ( FRMTK)


Ny tarigetra iainana 

Mivavaka, miasa, mikatroka, manao tomban’ezaka

Tanjona sy firotsahana

fanabeazana  sy fampivoarana ny tanora mpikambana hahay hampivoatra ny tenany, namany, ny fianakaviany, ,ny fiangonana, firenena, amin’ny lafim-pianana maha olona : Fanahy, saina , vatana

Olomasina mpiaro Md Joseph

Diosezy

17

Fitambarany

17.386


Mpiandraikitra nasionaly

Assistant ecclésiastique Père RAZANAKOTO Solofonirina Eddy 34 61 348 01
eddirazas@gmail .com
Président national RAVELOARISON Marthur 034 47 493 50
fratmadagascar@yahoo.fr