Teraka ny 04 Febroary 1942:
ny fikambanana izay nantsoina hoe : « Guides de France – Province de Madagascar ». Rehefa nahazo fahaleovantena anefda isika tamin’ny taona 1960 dia lasa « FANILON’ I MADAGASIKARA » ; ny anarana nentiny dia afohezina amin’ny hoe : F I M
Fikambanana skotisma zazavavy katolika, manabe sy mikolokolo tovovavy Kristianina katolika, salama, vanona azo itokisana. Ka afaka mibe tena, saina, vatana, fanahy amin’ny maha olom-pirenena tompon’andrailitra azy eo amin’ny ankohonana, fiangonana, firenena ary fianakaviam-be iraisam-pirenena.
Diosezy |
22 |
Fitambarany |
30.005 |
Assistant ecclésiastique | Père RANDRIANANDRASANA Parfait, sj | |
Président national | RASELIAARILALANIRINA Ratsimbason Eugènie | 034 19 672 35 raseliarilalanirina@yahoo.fr |