Talohan’ny taona 1970 na dia nisy fikambanam-behivavy maro aza teo anivon’ny fiangonana katolika dia ny ZMM no nisolo tena ny vehivavy katolika tany ivelany. Nangataka ny UMOFC ny hampivondronana ny vehivavy ao anatin’ny fikambanana iray.
Nankatoavin’ny fivondronam-ben’ny Eveka teto Madagasikara ny nananganana ny FFBKEM ny 19 Desambra 1969.- Mampivondrona ny vehivavy katolika hiara-miasa amin’ny fampivoarana sy fampandrosoana ny vehivavy
- Mamporisika ny vehivavy handray anjara mavitrika
Assistant ecclésiastique | ||
Président national | RAVAONIRINA Lucie Marthe | 033 11 882 31 / 034 79 157 21 ravao.lisy@gmail.com |