M D M K / C V X

Mpiray Dinidinika Miara-miaina amin’i Kristy / Communauté de Vie Chrétienne

Tel : +216 xx xxx xx Mail : mdmknasionaly@gmail.com

Tantara

1563 : nanentanan’i Père Jean LEUNIS,sj ireo tovolahy mpianatra tao amin’ny kolejy tao Roma

1584 : nankatoavan’ny Papa Grégoire XIII ny fijoroan’ny fikambanana  kongesiona marialy

1876 : nahatongavan’i Père ALLOUD, sj nitondra ny kongresiona marialy

RASOAMANARIVO Victoire nitondra ny Zanak’i Masina Maria

Fr. RAFIRINGA Louis Raphaël nitarika ny Union Catholique

1948 : fanentanan’ny  Papa Pie XII ny fiverenan’ny fikambanana an-doharano mba hiaina ny fampiasam-panahin’i Md Ignace de Loyola

 

 

 

1967 : Nandray ny anrana CVX ny eran-tany vokatry ny fanentanan’ny Papa Pie XII sy ny konsily Vatikana faharoa (1965) ; nanavao ny fotom-pampianarana ankapobeny.

1994 : MDMK : fankatoavan’ny fivondronam-ben’ny eveka etop Madagasikara

Fiainam-panahy

Miaina ny fampiasam-panahin’i Md Ignace de Loyola

Ny hiantfan"ny asa

 :Ny tanora sy ny olon-dehibe ka hanara-dia akaiky kokoa an’i Jesoa kristy

Olomasina mpiaro

Diosezy

22

Fitambarany

47.749

 

 

 

Mpiandraikitra nasionaly

Assistant ecclésiastique P. RAKOTOMALALA Hervé Patric sj 034 81 017 43
rapherve@yahoo.com
Président national JEAN CLEMENT 034 68 973 85
Jnclement32@yahoo.com