Fikambanana nmasina nankatoavin’i Papa Pie IX ny 20 Jona 1847. Tonga teto Madagasikara ny taona 1927 tao amin’ny Diosezin’ny Taolagnaro. Nankatoavin’ny Fivondronam-ben-ny Eveka eto nMadagasikara ny 10 Aogositra 2012
Mifototra tanteraka tamin’ny hafatr’i Masina Maria tamin’i Mb Cathérine Labouré tao amin’ny Chapelle ny masera Filles de la charité, rue du Bac, Paris ny alin’ny 18 Jolay 1830 hoe : « tian’i Masina Maria ny hanorenana fikambanana ankiray ka ianao no ho mpanorina sy ho mpikarakara azy, Fikambanan’i Masina Maria Imakolea io ».
Mivavaka- Mivelona – Manompo
Marialy satria miaraka amin’i Masina Maria mankany amin’i Jesoa ary Vensasianina satria teraka tao amin’ny fianakaviam-be Vesansianina ka manao vaindon’draharaha ny assa fanehoam-pitiava-namana
Ankzy sy tanora lahika
Diosezy |
10 |
Fitambarany |
4974 |
Assistant ecclésiastique | FARATSELY Gaston (CM) | 034 15 468 32 faratselyg@yahoo.fr |
Président national | KAMBALAHY Mandela |