TAMPIKRI

Tanora Mpianatra Kristianina

CNPC, Porte 23, Antanimena Antananarivo
Tel : +261 xx xxx xx Mail : ena_tampikri@yahoo.fr

Tantara

 

 

 

.1965 : fankatoavan’i fivronam-ben’ny Eveka eto Madagasikara fa fikambanana masina nasionaly ny TAMPIKRI

Tanjona sy firotsahana

Ny TAMPIKRI  dia mpikambana ao amin’ny JECI-Afrique izay manana ny foibeny ao Kenya ary JECI hivondronan’ny JECI  maneran-tany.
Ny JECI dia :

Manana sata ao Vatican araka ny araka ny canon 298-311 , 321-329

Isan’ireo fikambanana mivondrona ao amin’ny firenena mikambana ary manana ny sata manokana ao amin’ny ECOSOC sy UNESCO

Mpikambana

ny tanora mpinatra Kristianina : Katolika na vy amin’ny fiangonana mpikambana ao amin’ny FFKM

Diosezy

13

Fitambarany

6.365

 

 

 

Mpiandraikitra nasionaly

Assistant ecclésiastique RASOLOFONANTENAINA Lalatina sj 034 67 476 03 lalatinajsj@yahoo.fr
Président national RANDRIANARISON  José