E D R

Equipe du Rosaire

Immeuble CNPC Antanimena, Porte 30, ANTANANARIVO - 101
Tel : +261 33 11 460 00 Mail : edrmada@gmail.com

Tantara

Talohan’ny taona 1990, nisy lahika ankiray tany Toliara Rtoa LABARRIERE nifandray tany Frantsa, nanomboka niaina ny vavaky ny Ekipan’ny Rozery tamin’ny alalan’ny «  Livret quotidien » sy ny «  Feuillet » isam-bolana avy tany amin’ny iraisam-pirenena.
                         Ny taona 1990 tao amin’ny EKAR Manjakaray no nitsanganan’ny Fikambanana Ekipan’ny Raozery, ka Atoa RAZAFINDRAKOTO Flavien  no nitarika izany, niaraka tamin’i Mgr Anselme RAJAONA, Pretra diosezianina ray amam-panahy.
                         Rtoa Céléste VATEL sy Suzanne tera-tany vahiny no nitsidika ny faritra Antananarivo, Toamasina , Fianarantsoa nanao fenentanana
                         Nahazo ny fankatoavan’ny fivondrona-ben’ny Eveka tamin’ny btaona 2010.

 

 

 

Aim-panahy

Mandinika sy nmibanjina ny misiterin’ny fiainan’i Jesoa Kristy iray misesy isan’andro,

Fampiasana ny « livret quotidien », mifanaraka amin’ny laharan’ny mpikambana

Ary arahana toko sapile iray  miaraka amin’ny vavaka.

Olomasina mpiaro

Saint Dominique de Guzman

 

Diosezy

21

Fitambarany

3908

 

 

 

 

Mpiandraikitra nasionaly

Assistant ecclésiastique RP RAKOTOARISOA Jean Luc Théodore 034 76 425 09
Président national RASOLOMAMPIONONA Bernadette 034 47 227 45
nadette2005@yahoo.fr